|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Razafiniaina Charlotte |
| Singan-teny | 2Razafiniaina |
| Sokajin-teny | 3 anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Charlotte Razafiniaina, teraka tamin'ny 1894, dia mpanoratra fanta-daza tamin'ireo diam-peniny maro be tsy tambo isaina nisahana sampana maro: poezia, tononkalo, teatra, fa indrindra hainteny sy tantara foronina.
5Ny azo lazaina ho toetra mampiavaka ny soratr'i Charlotte Razafiniaina dia ny fitanana ny nentin-dRazana - tsy fitanana fe fitanana fotsiny fa tena fifikirana mihitsy. [2.314] |
| Voambolana | 6 Tantara: olona 7 Haisoratra: mpanoratra |
| Asa navoany |
8 Eva malagasy 9 Mongon' entana tsy zanaky ny heriny 10 Sahondran' i Mamolakazo 11 Zahatra arendrintompo 12 1909 Ny tantaran' ilay savomanitra 13 1909 Ny tiana tsy mba zaraina 14 1917 Rota sy Naomy 15 1938/09/16 Ny rivotra an-kadilanana 16 1951/03/02 Ny fiaraha-monina 17 1958 Lamby nefa tsy rota : Tranainy nefa tsy simba |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/07 |
|